Wikipedia:Efemerida/18 Mey
Fiseho
Androany 18 mey - Andron'ny Mozea iraisampirenena:
- 1974 - Nahomby ny Andrana nokleary nataon' India nametraka azy ho firenena manana fitaovam-piadiana nokleary.
- 1980 - Andrana balafomanga balistika iraisampirenena voalohany nataon' i Shina, nahatratra 9 068 kilômetatra ny halavirana vitany.