Wikipedia:Vaovao
Fiseho
Azontsika tsirairay atao ny mametraka ny vaovao tsy mitongilana ary tsy mandainga eto
- 01 jolay 2026 - Lany tao amin'ny Antenimierampirenena eto Madagasikara ny politikan'ny fampiasana ny teny malagasy sy ny zo momba ny teny malagasy eto Madagasikara natolotry ny depiote Rakotoharitiana Navalona Francky.[1]
Indreto kosa ny tahiry: * Mey 2026 * Avrily 2026 * Marsa 2026 * Tahiry 2026 * Teo aloha