Wikipedia:Efemerida/29 Jiona
Fiseho
Androany 29 jona:
- 1776 - Nananganan'ny Espaniôla ny tanànan'i San Francisco
- 1976 - Fahaleovantenan'i Seychelles manoloana ny Fanjakana Mitambatra
- 2007 - Namoahan'ny Apple Inc. ny iPhone nametraka ny orinasa ho ambony sanda indrindra manerantany.